Entrée | 1 volavita |
Partie du discours | 2 adjectif |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] Enti-milaza omby misy sorany manokana (misy fotsy ny handriny, ny tampon-damosiny, ny feny ary ny rambony) fanolotra ny mpanjaka hoenti-manaja azy, ka izay omby toy izany dia nolazaina ho azy na dia nanan-tompo aza |
Exemples |
6 [2.48] ka dia tonga fanao sorona hoe omby volavita 7 [2.298] Natolotra ny vola tsy vaky sy ny omby volavita hanasinana ny andriamanjaka. 8 [2.472] Teo vao fantatro izany omby volavita izany : misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony |
Vocabulaire |
9 Economie: élevage |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot volavita |
Tableaux et planches |
11 Robes des boeufs |
Illustrations |
|
Anagrammes | 13 tavivola, volavita |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |