Entrée volovolo (volo)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Havana akaiky (io teny io dia ampiasaina miaraka amin' ny "Tsy"): Tsy taovana tsy volovolo: Tsy havana tsy inon-tsy inona [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

Entrée volovolo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] volo malemy na mandady [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] volomandady [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] volomalemy [Rakotosaona 1972]

2012/12/24