Entrée vonjena (vonjy)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Itondrana vonjy, alana amin' ny loza: Vonjeo haingana irỳ zaza irỳ fa nianjera
¶ Aleha, hatonina: Vonjeo haingana ny Dokotera raha marary ianao
¶ Ampiana: Novonjeny ny mahantra ary nampiantranoiny ny tsy manan-kialofana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to be helped, to be saved ; to be attended (of a meeting, etc.) [Hallanger 1973]
Traduction française   qu'on aide, qu'on secourt, qu'on sauve; (réunion) à laquelle on assiste [Hallanger 1974]
Morphologie  
vonjena
vonjeko
vonjenao
vonjeny
vonjentsika
vonjenay
vonjenareo
vonjen'
vonjen-
vonjem-
vonje-
novonjena
novonjeko
novonjenao
novonjeny
novonjentsika
novonjenay
novonjenareo
novonjen'
novonjen-
novonjem-
novonje-
hovonjena
hovonjeko
hovonjenao
hovonjeny
hovonjentsika
hovonjenay
hovonjenareo
hovonjen'
hovonjen-
hovonjem-
hovonje-
vonjeo
Citations  

Mis à jour le 2010/10/10