| Entrée | 1 vorika |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Mosavy mahafaty
[1.1] |
| Explications en français |
4 [Sakalava] Sortilège réputé mortel
[1.196] |
| Exemples |
5 Ohatra ny hanina nasiana vorika no fahitako ilay vary teo an-doviako.
[2.4#98]
6 Ilay mpamosavy kosa dia mba nihevitra izay tokony hahazoany ireo babo ho azy samy irery, ka dia nasiany vorika ny varin' ilay jiolahy. [2.69#171] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 23 Croyances |
| Tous les mots composés | 24 ody vorika |
| Anagrammes | 25 kovary, 26 variko, 27 viroka, vorika |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|