Entrée mamorika (vorika)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bezanozano, Sihanaka] mamosavy [Rakotosaona 1972]
   Mamosavy, manome sakafo misy ody mahafaty na mankarary [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mamorika
namorika
hamorika
mamoreha

2013/03/17