| Entrée | 1 voro-damba |
| Mots élémentaires | 2vorotra, 3lamba |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5ny lamba efa rovitra sy potika ka tsy misy asany loatra intsony raha tafina.
[1.1] |
| Explications en anglais |
6rags.
[1.7] |
| Explications en français |
7haillons, chiffons, restes usés des étoffes, des habits.
8figuré: terme de mépris pour rabaisser les étoffes. [1.3] 9chiffons. [1.8] |
| Exemples |
10 voasesika vorodamba ny vavany tsy hahazo-miantsoantso;
[2.587#]
11 nandramana ny jiro solitany amin' ny lahiny vorodamba; [2.285#] 12 Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy. [2.332#] |
| Tous les mots composés | 13fahamborodamba |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|