Entrée votsa saina (votsa, saina)
Partie du discours locution
Définition malgache ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise dull-witted [Hallanger 1973]
Définition française qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement [Abinal 1888]
 bête, stupide [Hallanger 1974]
Synonymes donto saina
Antonymes 
Exemples Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. [Rinara 1974]

Mis à jour le 2015/10/05