Entrée vovona
Partie du discours   Non spécifié
Définition malgache   Avosa, fanaovana antontany. [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée vovona
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezity
¶ Ny riran-damosin' ny hazandrano. [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Synonymes   vombo ~ vombona
Mots composés, titres, noms  

Entrée vovona
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] vovonana, tafontrano [Rakotosaona 1972]
   [Rajemisa 1985]

Entrée vovoña
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] loharano kely tsy mandeha [Rakotosaona 1972]

Entrée vovona
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanosy] dobo [Rakotosaona 1972]

2011/07/19