| Entrée | 1 za-draharaha |
| Mots élémentaires | 2 zatra, 3 raharaha |
| Partie du discours | 4 locution |
| Exemples |
5 Ny zavatra tsy fanao anefa mampikaviavia, ary ny angano hiseho matetika tsy amin' ny za-draharaha sy ny gaigilahy no ahatongavany, fa amin' ny mpanavao sy ny mpanandrana.
[2.472#117]
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|