Entrée zahao (zaha)
Partie du discours impératif du verbe passif zahàna [liste complète]
Synonymes zahavo
Exemples 
1Zahao kely izao mandondòna izao [Rajemisa 1985]
2Zahao izany rainao naratra izany [Rajemisa 1985]
3Zahao ange ny tarehin' itỳ zaza itỳ e! [Rajemisa 1985]
4Zahao izay hevi-dRakoto momba on' io raharaha io [Rajemisa 1985]
5Zahao kely izay ataon’ ny mpiasa (Allez regarder, voir, examiner un peu ce que font les ouvriers) [Abinal 1888, page 865]
6Zahao kely izay ao anatin’ io taratasy io (Regardez, voyez, examinez un peu ce qu’il y a dans cette lettre) [Abinal 1888, page 865]
7Zahao kely ny tarehin’ io sary io (Considérez, examinez un peu la beauté de ce tableau) [Abinal 1888, page 865]
8Zahao kely ny reninao marary (Allez voir, visitez un peu votre mère malade) [Abinal 1888, page 865]
9Zahao ny ondry very (Allez chercher la brebis perdue) [Abinal 1888, page 865]
10Zahao ny heviny ny amin’ izany raharaha izany. Sondez sa pensée au sujet de cette affaire) [Abinal 1888, page 865]
11Zahao izany fanao izany raha mety. Essayez, éprouvez, expérimentez cette méthode, pour voir si elle est bonne) [Abinal 1888, page 865]
Citations 

2017/08/06