Entrée zana-tany
Mots élémentaires zana- (zanaka) ; tany
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Taisaka] Teraky ny foko eo an-toerana [1.78]
 Ny teraka tao amin' ny tany niaviany [1.1]
Explications en anglais A native of a country [1.7]
Explications en français Natif d'un pays [1.8]

Entrée zanatany
Mots élémentaires zanaka ; tany
Partie du discours nom
Explications en malgache Tany izay zanahin' ny tany iray hafa, izany hoe alainy an-keriny na ankafetsena ho eo ambany fifehezany ka mifamatotra aminy amin' ny lafiny maro: ara-barotra, ara-toe-karena, ara-tsaina [1.1]
 Tany niharan'ny fanjakazakan'ny firenena hafa noho ny hery tsy mitovy [1.13]
Explications en anglais A colony [1.7]
Explications en français Colonie [1.8, 1.13]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/12/05