|
|
|
|

Entrée1  zanatohatra
Mots élémentaires  2 zanaka, 3 tohatra
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 ny hazo mitsivalana amin' ny renitohatra [1.1]
Explications en français  6 les échelons, les marches de l'escalier, les degrés [1.3.fr#709]
7 échelon [1.13]
8 marche [1.66.fr#598]
Exemples  9  Fa tsy maintsy nandalo tamin' ireny zanatohatra ireny isika. [2.5]
10  Nitsingintsingina, ny lohatongotra no ampanitsahina, ary andramana isaky ny zanatohatra, izay vao tena manitsaka. [2.4]
Vocabulaire  11  Economie: bâtiments, travaux publics
Analogues  12  renitohatra

Mis à jour le 2025/09/12