Entrée zanatsoratra (zanaka, soratra)
Partie du discours nom
Traduction française zana-tsoratra = zana-peo: voyelle [Rajaonarimanana 1995]
 voyelle [SLP 1986]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches Les alphabets
Exemples 
1s = z (raha eo anelanelan' ny zanatsoratra roa. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
2Ary teo no tsy nahaizako nanafina tamin'i Niry ny fiseran'i Noro teo amin'ny fiainako, fa rehefa diso zanatsoratra ny lelako dia naleoko nibaboka ho afa-dromoromo! [Andriamalala: Vohitry]

Mis à jour le 2020/11/22