|
|
|
|

Entrée1 zarazara hoditra
Mots élémentaires  2zarazara, 3hoditra
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5 ilazana volon-koditra izay tsy lasa fotsy nefa tsy mainty koa [1.1]
Explications en anglais  6 light brown-skinned [1.7]
Explications en français  7 qui a la peau brun clair [1.8]
Exemples  8 Ny endriny dia mavo zarazara hoditra-tso-bolo. [1.436#]
9 bikana, ranjanana, tomady, sady zarazara hoditra. [2.285#]
10 Maro karazana ny volonkodiny : ny fotsy, ny mena, ny zarazara hoditra, ny mainty. [2.332#]

Mis à jour le 2025/09/12