Entrée | 1 zaro |
Partie du discours | 2 impératif du verbe passif zarina [Liste complète] |
Radical | 3 zatra |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3] |
Exemples |
6 [1.3] zaro taingenana io soavaly io (Habituez ce cheval à se laisser monter) 7 [1.1] zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatra loatra 8 [2.996#] zaro amin' izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin' izany. |
Anagrammes | 9 razo, roza, zaro, zora |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |