|
|
|
|

Entrée1  zatovovavy
Mots élémentaires  2  zatovo, 3  vavy
Partie du discours  4  nom
Explications en anglais  5  a young woman [1.7]
Explications en français  6  jeune fille [1.8]
Exemples  7  Mme Beigbeder indray dia nandray anjara tamin' ny fitaizana ny zatovovavy sy ny "louveteaux», fa tsy niteraka izy mivady. [2.356]
8  Nisy zatovovavy iray izay nanao jerin' adala mihitsy indray andro, ka nokizahiko hoe : - Fitia te-hijery sa maso vao nahita, ry Soa a? [2.643]

Mis à jour le 2025/09/12