Entrée zava-dratsy (zavatra, ratsy)
Partie du discours locution
Définition malgache ilazana ireo zavatra mahamenatra toy ny heloka na fitondrantena tsy mahomby sy fisolokiana olona
¶ anaram-bosotra iantsoan' ny olona ny kary [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2011/01/13