Entrée zavarina (zavatra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Atao, amboarina: Zavarin' ny mpandrafitra ho fanaka tsara tarehy ny hazo ala marokoroko
¶ Terena: Nozavarin' ny fahoriana no nahatonga azy hangalatra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
zavarina
zavariko
zavarinao
zavariny
zavarintsika
zavarinay
zavarinareo
zavarin'
zavarin-
zavarim-
zavari-
nozavarina
nozavariko
nozavarinao
nozavariny
nozavarintsika
nozavarinay
nozavarinareo
nozavarin'
nozavarin-
nozavarim-
nozavari-
hozavarina
hozavariko
hozavarinao
hozavariny
hozavarintsika
hozavarinay
hozavarinareo
hozavarin'
hozavarin-
hozavarim-
hozavari-
zavaro
Citations 

Mis à jour le 2013/08/06