Entrée | 1 zavontany |
Partie du discours | 2 adjectif |
Mots élémentaires | 3 zavona, tany |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza zavatra na isa be dia be, tsy tambo isaina |
Explications en français |
5 [1.3] [zavon-tany] innombrable |
Exemples |
6 [2.285#] Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka. 7 [2.508#] Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny! |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |