|
|
|
|

Entrée1  zinohy
Radical  2 zohy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Voazohy, nozohina, zohina, arahina tsara:
5 Raha zinohy tsara ny tantara, dia hita fa fitiavan-kampiray no nahatonga an' Andrianampoinimerina hanafika hatraiza hatraiza [1.1]
Explications en français  6 Qu’on a suivi, accompagné [1.3#874]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Synonymes  10 voazohy

Anagrammes  11 hizino, 12 zinohy

Mis à jour le 2025/11/17