Entrée | matsatso (tsatso) | ||
Partie du discours | adjectif | ||
Explications en malgache | Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso [1.1] | ||
Exemples | Mahery fofona sady matsatso!
[2.471] | ||
Mots composés |
| ||
Entrée | Matsatso | ||
Partie du discours | nom propre (anthroponyme) | ||
Exemples | Ary milalao i Soratra sy Matsatso.
[2.48] | ||
Vocabulaire | Religions, Croyances | ||
Tableaux et planches | Les idoles anciennes | ||
Mis à jour le 2023/01/05 |