Entrée fandiafasika (dia, fasika)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-boronkely mahafinaritra izay matetika mandeha tsiroaroa ka manainganainga volombody matetika eny am-pandehanana; eny amin' ny fasika eny amoron-drano no ahitana azy matetika ka izany no nahatonga ny anarany, izay atao koa hoe lavasalaka na triotrio, salahy, seritse [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a species of sandpiper. Actitis hypoleucus , L. [Richardson 1885]
Traduction française guinette [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Nom scientifique Actitis hypoleucus

Mis à jour le 2020/07/31