Entrée | manjamaso (manja, maso) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Ilay vola matevintevina toa mivolantsinana eo ambony maso, antsoin' ny sasany koa hoe "volomaso ambony" [1.1] | |
Vocabulaire | Biologie | |
Entrée | manjamaso (manja, maso) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zavatra manjamanja andokoan' ny vehivavy ny ambony masony raha manify ny manjamasony [1.1] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |