Entrée | manjarano | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazan' arina mainty any anaty tany fanaovana ny manjan' ny pensilihazo: Be manjarano eto Madagasikara [1.1] | |
Explications en anglais | Graphite [1.7] | |
Explications en français | Graphite [1.8] | |
Exemples | ary mikorosy, mbamin' ny fasana, amin' ny fitadiavana manjarano, ny vohitra manodidina antsika?
[2.470] | |
Vocabulaire | Chimie | |
Analogues | anjamanga | |
Anagrammes | manjarano, maronjana, ranomanja |
Mis à jour le 2020/07/31 |