Entrée penjy
Partie du discours adjectif
Définition malgache Geja mafy, fitazonana sady fanerena ho poritra mafy [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée penjy
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan' ahitra fanao satroka [Rajemisa 1985]
Définition française  [Betsimisaraka] (de penjy : action de prendre à pleine main en serrant fortement). Nom cité par Malzac. Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). Utilisé en sparterie pour les chapeaux, nattes, soubiques et sacs d'emballage. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Lepironia mucronata
Exemples 
1Pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 96]
2Somary efa zokinjokiny izy ireo, manao ambony sy ambany volontany, samy misatroka penjy ary samy mitafy lamba soga voloina, - Nahoana ny an' i Zandry no io no hohanina? [Andraina: I Vola, page 130]

2019/02/01