Entrée | ranovoahasina | |
Mots élémentaires | rano ; voahasina | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | (teny fampiasa amin' ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran' ny hazofijaliana amin' ny tena raha vao miditra ao an-trano fiangonana ary ampiasaina amin' ny fitsofandrano olona na zavatra isankarazany [1.1] | |
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Mis à jour le 2023/06/20 |