Entrée | taolampanavy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Ireo taolana kilavalava roa somary mivolantsinana, mampitohy ny taolan-tratra amin' ny rangomaina [1.1] | |
[ taolam-panavy ] Taolana mampitohy ny taolan-tsandry amin'ny taolan'ivotratra [1.13] | ||
Explications en anglais | [ taolam-panavy ] The collar-bone. [1.2] | |
Explications en français | [ taolam-panavy ] Clavicule [1.3, 1.5, 1.13] | |
Vocabulaire | Biologie | |
Mis à jour le 2020/07/31 |