Entrée | tranon' omby | |
Mots élémentaires | trano ; omby | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara [1.62] | |
Explications en français | étable [1.3] | |
Vocabulaire | Economie: élevage | |
Entrée | tranonomby | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy [1.1] | |
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Mis à jour le 2023/05/23 |