Entrée vano
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-borona avo dia, mitovy amin' ny vantogisa ny haben' ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy. (Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe vanobe) [1.1]
Explications en anglais A heron [1.7]
Explications en français Héron [1.3, 1.54, 1.8]
 Héron cendré (Ardea cinerea firasa) [4.22]
Nom scientifique Ardea cinerea firasa
Vocabulaire 
Synonymes langoromavo ~ vanokagira
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/23