Entrée vanomainty (vano, mainty)
Partie du discours nom
Définition française héron noir tacheté de blanc aux ailes. Ardea gularis, Bosc. [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Nom scientifique Ardea gulari
Exemples Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [Callet: Tantara]

2013/07/30