Entrée | zazahova | ||||
Mots élémentaires | zaza ; hova | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin' ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon' ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin' ny fanjakana ka noverezin-jo [1.1] | ||||
Exemples |
| ||||
Vocabulaire | Sociologie | ||||
Mots composés |
| ||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot zazahova | ||||
Anagrammes | vazahazo, zazahova |
Mis à jour le 2023/06/27 |