Entrée zaza
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ankizy mbola kely tsy tonga taona: Tsy dia azo omen-tsiny loatra ny zaza
¶ Tsy mato-tsaina, tsy mieritreritra, manao fanahinjaza: Ny vatany fotsiny no lehibe fa mbola zaza raha Ikoto [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a child [Hallanger 1973]
Traduction française   enfant [Hallanger 1974]
Exemples  
1Nanahirana indray anefa io zaza io. [Andraina: Mitaraina, page 161]
2Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 6]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot zaza (4): Ambohijaza, Ambohijazavavy, Tsarazaza, Zazafotsy

Entrée Zaza
Partie du discours   nom propre (biblique) [liste]
Définition malgache   Zaza, Ziza: [Baiboly]
   [Ny lahatsoratra nosoratan' i Randzavola] [Randzavola: Baiboly]
Traduction anglaise   Zaza [Baiboly]
Traduction française   Zaza [Baiboly]
Vocabulaire  
Autres orthographes  

Mis à jour le 2015/03/22