|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  toby
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  13 toerana ilasian'ny tafika
14 toerana anorenana trano vonjimaika hitoeran'ny mpiasa toy ny mpihady volamena, manjarano, mpanao lalana; lasy [1.1]
15 [Tsimihety] ny Toby (eto) dia toerana ivelan'ny tanana fiandrasam-paty (fiandrasana ny taolam-balo raha amin'ny famadihana) izany hoe izany dia tobin'ny maty (mandra-pandevina azy). Atsangana eo ny trano ratsy, trano tsotra dia tsotra vita tamin'ny rantsana sy ravin'antrendry. Fondra ratsy no anaran'ilay toerana natokan'ny tanana ho fanaovana izany (Fondra: ala, kirihitr'ala, mety ho alan-jozoro sy volotara). Hazava tsaratsara kokoa ny teny hoe Toby raha saintsainintsika ny hevitra samihafa lazain'io tenu io: ohatra amin'ny Merina ny toby dia izay onenana tsy maharitra ela, toy ny trano vonjy maika any an-tanimbary, na any an-tanim-boly. Marihina fa raha amin'ny fiandrasana ny taloam-balo dia tsindraidray tadiavina ny olona no manaraka izany fomba izany ankehitrio, ny hany atao dia ny mametraka ny taolam-balo ivelan'ny trano fa ao anatinny tanana ihany fa tsy entina ivelany loatra. [2.398]
16 toerana ilasiana [1.13]
Explications en anglais  17 an encampement. See lasy [1.2]
18 a camp; a small heap [1.7]
Explications en français  19 camp, campement des troupes et des voyageurs
20 Figuré: réunion d'objets [1.3]
21 camp, campement, réservoir, réunion d'objets [1.5]
22 camp; petit tas [1.8]
23 [Tanala] camp; foule de gens, troupe [1.6]
24 campement [1.13]
Exemples  25  Mpikarama marobe avy amin' ny mponina manodidina no nahazo asa tsy satry tamin' ireo toby roa lehibe ireo; [2.470#126]
26  Nandray azy tsara ny filohan' ny toby. [2.472#211]
Synonymes  27 tobe
Combinaisons  28  13 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot toby
Proverbes  29  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 30  Toby
Mots élémentaires  31 toby
Partie du discours  32  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  33  Géographie: agglomérations

Anagrammes  34 bito, 35 boty, bôty, 36 tibo, toby, Toby

Mis à jour le 2026/08/14