|
|
|
|

Entrée 1  aboraka
Radical  2 boraka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Aseho, lazaina hatramin' ny antsipiriany: Naborany tamiko ny tao ampony [1.1]
Explications en français  9 qu'on délie, qu'on défait, qu'on déballe, qu'on manifeste [1.3]
Exemples  10  naborany tao ny fitiavany sy ny faniriany azy ho kintan' ny tokantranony. [2.499#76]
11  Ka dia aborako aminao izay zavatra rehetra karohiko, sady ny aina koa tsy mifametra, ka sao dia maty mangina irery atý aho, ka ho very tadidy izay rehetra namonoako tena! [2.499#29]
Synonymes  12 borahina

Mis à jour le 2026/04/22