|
|
|
|

Entrée 1  borahina
Radical  2 boraka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Alaina ary vahana hisaratsaraka: Noborahin' ny Polisy ny entany tao an-tranony ka nahitana zavatr' olona maro
9 Ambara, aseho tsy misy afenina [1.1]
Explications en anglais  10 see boraka [1.2]
Exemples  11  fa tsy maintsy borahina hiaraha-mandinika; [2.245#]
12  borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508#]
13  Ny alahelo, tompoko, raki-malala, ka raha tsy amin' olon-tiana tsy borahina. [2.347#68]
Synonymes  14 aboraka

Mis à jour le 2026/04/22