|
|
|
|

Entrée 1  afatratra
Radical  2 fatratra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ampidirina an-kery, asisika, aletra: Afatraro ao anatin' io lasaka io daholo ireo boky ireo fa maika [1.1]
Explications en anglais  9 to be put close. [1.2]
Explications en français  10 qu'on presse, qu'on bourre, qu'on fourre [1.3]
Exemples  11  Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina. [2.472#20]

Mis à jour le 2026/04/19