| Entrée | 1 hafatra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
20 Teny apetraka amin' olona iray mba hampitainy amin' ny olon-kafa iray: Lasa nitondra hafatra izy
21 Torohevitra, didy, teny apetraka: Izao no hafatr' i Dada tamiko talohan' ny handehanany [1.1] |
| Explications en anglais |
22 a message
[1.2, 1.7] 23 a will, a testament, a request, an order for something. See didy. [1.2] 24 a recommendation; an order for merchandise [1.7] |
| Explications en français |
25 message; recommandation; commande de marchandise
[1.3, 1.8] 26 commission [1.3] |
| Exemples |
27 fa izao no hafatra nataony:
[2.293#37]
28 Nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy. [2.470#72] 29 Ary nametrahana hafatra koa ka milaza. [2.472#154] |
| Combinaisons | 30 8 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot hafatra |
| Proverbes | 31 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 32 fahatra, hafatra |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|