|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  aharo
Radical  2 haro
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 [Antesaka] afangaro, ampifangaroina [1.78]
9 Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin' ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanavaka azy [1.1]
Explications en anglais  10 to be mixed. Used in speaking of that which is added. [1.2]
Exemples  11  Ny boka dia aza aharo toerana amy ny vohitra, fa avoahy. [1.431#]
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 13  aharo
Radical  14 hatra
Partie du discours  15  impératif du verbe passif ahatra [Liste complète]
Exemples  16  aharo ireo ampisotroina azy ny olona mivalana ra; [2.48#119]

Anagrammes  aharo, 17 araho, 18 haora, 19 haroa

Mis à jour le 2026/04/21