|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  ahatra
Radical  2 hatra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 atao mipaka amin' ny..., atao mianjera, miantefa amin' ny...: Tsy azonao ahatra aminy izany lalàna izany satria olona marary saina izy [1.1]
Explications en anglais  9 to be made to reach to. [1.2]
10 to be brought up to, to be applied [1.7]
Explications en français  11 qu'on fait atteindre jusqu'à, qu'on adresse à, qu'on applique à, qu'on fait retomber sur [1.3]
12 qu'on applique [1.8]
Exemples  13  Taorian'izany fijaliana izany, na dia voasazy tamim-pamindram-po ihany aza izy dia nahalala ny hamafin'ny fampijaliana ahatra amin'ny tsy mpivavaka, tsaraina amin-katezerana. [2.996]
14  Tsarovy fa toy ny didy nahatra|hahatra taminy izay nahatra|hahatra aminao, ny ahy omaly; [2.996]

Entrée (2/2) 15  ahatra
Partie du discours  16  Non spécifié
Dérivés 
Verbes actifs :
Explications en français  [1.6]

Anagrammes  ahatra, 18 harata, 19 tahara

Mis à jour le 2026/04/19