|
|
|
|

Entrée 1  ahena
Radical  2 hena
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Hakelezina: Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra ~ Nahenany ny karamako ka tsy faly aho
9 Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro [1.1]
Explications en anglais  10 to be lessened, to be diminished. [1.2]
11 to be lessened, to be reduced [1.7]
Explications en français  12 qu'on diminue, qu'on amoindrit, qu'on rétrécie [1.8]
13 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13]
Exemples  14  Ary, ianareo, olon' i Fandriana, firy ny olona tianareo ahena isa, ny aminareo? [2.270#]
Analogues  15  ajetsy, 16  ajotso, 17  ampidinina

Anagrammes  ahena, 18 ehana, 19 hanea, 20 heana

Mis à jour le 2026/04/19