| Entrée | 1 ajoro |
| Radical | 2 joro |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao
9 Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1] 10 atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13] |
| Explications en français |
11 mettre debout; mettre en station
[1.13] |
| Exemples |
12 Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony;
[4.27#]
|
| Vocabulaire | 13 Géographie: topographie |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|