|
|
|
|

Entrée 1  akiraviravy
Radical  2 kiraviravy
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao mikiraviravy, atao mikirazorazo: Aza akiraviravy any ivelan' ny lavarangana ny tongotrao [1.1]
Explications en français  9 à suspendre [1.3#335]
Exemples  10  Ny volon’ ny renin-jaza dia randranina maro madinika eo amin’ ny isan-tokony avy, ary tovanana volo hafa, izay nahodidina imbetsaka tamin’ ny tapa-kazo madinika ka akiraviravy eo ambony maso sy eo an-dany sofina roa, izany no atao hoe «salotra», taovolo tsy fanao raha tsy amin’ ny hasoavan-jaza [2.436#22]

Mis à jour le 2026/04/19