|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  akivy
Radical  2 kivy
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Entina hanakivy, manaketraka [1.1]

Entrée (2/2) 9  akivy
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11 [Antesaka] Sazy famaizana olon-dratsy ataon' ny olona amin' ny fokontany iray ka ahatany na ahibony tsy hifanerasera amin' ny olona ilay faizina [1.1]
Exemples  12  Afaka nandositra i Zanahary ka lasa tany Antongila sady nampanao akivy ny varotra rehetra nataon' ny Frantsay. [2.508#]

Anagrammes  akivy, 13 vaiky

Mis à jour le 2026/04/19