|
|
|
|

Entrée 1  kivy
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  17 Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao [1.1]
Explications en anglais  18 discouraged, dismayed [1.7]
Explications en français  19 découragé, déconcerté [1.3, 1.8]
20 dégoûté [1.3]
Exemples  21  Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra. [2.472#69]
22  kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Vocabulaire  23  Emotions
Analogues  24  ketraka, 25  maimolotra, 26  mamoy fo, 27  manary toky, 28  mandevin-tsotrobe, 29  mibareraka elatra, 30  migarera, 31  mikely soroka, 32  mikororosy fahana, 33  miraviravy tanana, 34  mirefarefa lamba, 35  mitakemotra, 36  mivalaketraka, 37  mivareraka, 38  mivarilavo, 39  miverina ilalana, 40  reraka, 41  rera-po, 42  reratsaina, 43  resy, 44  soredretra, 45  soretra, 46  tapaka elatra
Combinaisons  47  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot kivy
Proverbes  48  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  kivy, 49 viky

Mis à jour le 2026/04/22