|
|
|
|

Entrée 1  alatsaka
Radical  2 latsaka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ampidinina ao anaty lavaka, ampidinina avy ambony: Nalatsaka ny vatofantsika dia tsy nihetsika ny sambo
9 Ahintsana mba hianjera, hiraraka: Alatsaho ireo voankazo ireo
10 Apetraka, arafitra: Nalatsany tsara ve ny biriky?
11 Aiditra: Alatsaho amin' io kolejy io ny zanakao fa tsy hanenenanao ~ Nalatsaka tao an-tranomaizina izy tamin' ny alarobia [1.1]
Explications en anglais  12 to be dropped, to be let down; to be put down, as bricks; to be entered, as above; to be reduced in priced; to be flattered [1.2]
13 to be cast down; to be enrolled [1.7]
Explications en français  14 qu'on fait tomber; qu'on enrôle, qu'on pose [1.8]
Combinaisons  15  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot alatsaka

Mis à jour le 2026/04/19