|
|
|
|

Entrée 1  latsaka
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  24 (zavatra) Mianjera amin' ny tany: Latsaka ny satrony ka niondrika izy haka azy
25 Mianjera ao anaty lavaka: Latsaka tao anaty fantsakana ny zanaky ry zareo ao atsimo / Aza avelanao ho latsaka ao anatin' ny fakam-panahy izahay
26 Midina ambany, mitambotsotra: Latsaka ambany ny naotinao tamin' ny fanadinana farany
27 (olona) Tonga mahia kely noho ny aretina: Latsaka erỳ ianao izany hatramin' ny nahararianao
28 Mitete, mikoriana: Latsakany ranomasony teo am-pitantarana izany
29 Tafiditra, tafalentika: Latsaka ao antsaiko ny teninao
30 Ambany, ambaka: Tsy latsaka noho ny zokiny izy
31 Ambany noho, kely noho: Tsy latsaka ny ariary zato no nividianako io boky io
32 Fiteny amin' ny filazana ora raha mihoatra ny antsasany ka amin' izay atao fanalana amin' ny ora manaraka ny fotoana lazaina: Amin' ny sivy latsaka fahatelony izy no handeha [1.1]
Explications en anglais  33 fallen down; fallen in, to fill a certain space; entered to be a scholar in a school, a soldier, etc.; laid, as bricks, stonework, etc.; not enough; fig. dead [1.2]
34 falling down; fallen down; to flow; inferior, insufficient [1.7]
Explications en français  35 qui coule [1.3, 1.8]
36 tombé, versé, mort, né, pondu [1.3]
37 posé, placé, enrôlé, avalé, admis, approuvé, accepté, qui a pénétré [1.3]
38 inférieur [1.3, 1.8]
39 qui est descendu, qui n’atteint pas, qui n’arrive pas à, moins [1.3]
40 qui tombe; insuffisant [1.8]
Exemples  41  Latsaka ny ranomason' i Maman. [2.356#169]
42  Tsy latsaka ny roanjato kilao ireo! [2.471#46]
43  latsaka ao an-tsaiko ny teninao (vos paroles ont pénétré dans mon esprit) [1.3#390]
44  tsy latsaka noho ny zokiny izy (il n’est pas inférieur à son aîné) [1.3#390]
45  tsy latsaka izy raha hiasa (il est très fort pour le travail) [1.3#390]
46  latsaka ambany ny mpianany tamin' ny fanadinana (ses élèves ont été inférieurs à l’examen) [1.3#390]
47  tsy latsaka ny ariary folo isam-bolana ny vola azony (il ne gagne pas moins de dix piastres par mois) [1.3#390]
48  tongava amin’ ny fito latsaka fahefany (arrivez à sept heures moins un quart) [1.3#390]
Combinaisons  49  48 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot latsaka
Proverbes  50  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21