|
|
|
|

Entrée 1  ampandrenesina
Radical  2 re
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en anglais  7 to be announced; to have something announced to one [1.7]
Explications en français  8 qu'on annonce; à qui on annonce, qu'on informe [1.8]
9 qu'on fait savoir [1.5#239]
Exemples  10  Izay vao ampandrenesina ny fokolonona [2.436#59]
11  Dadabe, nampandrenesina ny resakay va ianao? [2.270#47]
12  Ary nampandrenesiny izahay mivady noho ny maha ray aman-dreny anay [2.59#321]

Mis à jour le 2026/04/19