|
|
|
|

Entrée 1  andraikitra
Radical  2 raikitra
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Explications en malgache  9 Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana olona na zavatra ka ny tena no tompon' antoka aminy: Andraikitry ny ray aman-dreny ny mamelona ny zanany
10 adidy [1.1]
11 izay andrandrain'ny fiaraha-monina misy azy amin'olona iray noho ny sata mifehy sy ny anjara asany [1.13]
Explications en anglais  12 something held in one's charge, that for which one is responsible. See raikitra, and adidy. [1.2]
13 responsibility; a charge; [1.7]
Explications en français  14 responsabilité, charge [1.8, 1.13]
15 rôle [1.13]
Exemples  16  Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470]
17  Saingy andraikitro izany ka tsy azoko ialana [2.472]
Combinaisons  18  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot andraikitra
Proverbes  19  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21