|
|
|
|

Entrée 1  ankabeazany
Radical  2 be
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
Explications en malgache  5 ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay [1.1]
Explications en français  6 grande quantité, majorité, la plupart [1.5]
Exemples  7  Misy koa fotsy sy sada, fa ny ankabeazany dia mena. [1.38#29]
8  Ny ankabeazany aminy rahateo moa efa any am-ponja. [2.472#245]
9  Ny ankabeazany koa anefa dia mahazo vola avy any Madagasikara, saingy tsy ampy, ka voatery hikarama amin' ny fotoana mahalalaka. [2.471#41]
Autres orthographes  10 ankabiazany
Analogues  11  ankabetsahany, 12  ankamaroany
Combinaisons  13  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ankabeazany

Mis à jour le 2026/04/22