|
|
|
|

Entrée 1  ankamaroany
Radical  2 maro
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Morphologie 
4  Simple :
Explications en malgache  5 jereo ankabeazany [1.1]
Explications en français  6 en masse [1.3#435]
Exemples  7  Rendremana matory ny ankamaroany. [2.499#104]
8  Nefa tamin' ny ankamaroany, dia vitan' izay tokoa. [2.472#101]
9  Ny Bemihimpa tany Ambongo dia Merina ny ankamaroany. [2.508#490]
Combinaisons  10  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ankamaroany

Anagrammes  ankamaroany, 11 manakoriàna, manakoriana, 12 maraokanina

Mis à jour le 2026/08/15